Entreprise publique | Recrutement | 5100000 Ar
Date: 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #1254
Tanora avy nitsara miaramila ny tenako,ary tena maniry tokoa ny hanao miaramila,raha tonga tokoa izany taratasy fiantsoana izany dia namaly ny ansto tany amin toby miaramila ny tenako.rehefa tonga any izahay dia nipetraka telo andro aloha fa mila mandalo tsirairay ao amin sergent tompon'andraikitra amin'izany.rehefa avy amin anjarako moa ilay izy averina mody zahay ka mila mitondra vola 100000Ar raha tena hanao miaramila tokoa ary izay tsy vonona hitondra an'io dia tsyy ho tafiditra ato koa.voatery nandoa an izany moa ny tenako satri te ho miaramila tokoa zaho nefa amin zao dia mbola mila vola ihany amin'izao izay 5000000 Ar
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire