Tafiditra fourrière ny cyclo-pousse

Accueil|Tafiditra fourrière ny cyclo-pousse
Services municipaux | Taxe locale | 30000 Ar
Date: Juillet 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1263

Mba hahazoana an ilay cyclo-pousse dia nandoa vola 30000 Ar ny tenako,itako fa tena lafo tokoa izany ary tena tsy rariny mihintsy nefa tsy hita ny atao fa tena kely dia tsy afa-manoatra de voatery tsy maintsy naloa ilay vola

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire