Services municipaux | Taxe locale | 10000 Ar
Date: Avril 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1267
mpivarotra ny tenako ary anisany mandoa hetra avao ny tenako refa tonga ilay mpitaky hetram-barotra.taty aoriana anefa dia nisy olona ny toerm-pivarotako fa zaho nalaina teo fa oe ny tenako hono tsy mahavola hetra ka olona lasa mpivarotra confection no nahazo ilay toerako.Notakiany ilay mpitaky hetra vola 50000 fmg ny tenako fa tsy nenty nadoa zaho
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire