Fikarakarana taratasy manangona fia

Accueil|Fikarakarana taratasy manangona fia
Entreprise publique | Obtention d’un service | 30000 Ar
Date: 10 juin 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #1335

Mba nikarakara taratasy ny tenako fa hanondrana fia miakatra any antananarivo,ka maro tokoa ireo taratasy ilaina amin'ny izany.Rehefa tonga tao amin'ny biraon'ny peche moa ny tenako dia natao ny demande amin'ny zany ka joy ialy tompon'andraikitra hoe mila mametraka vola kely anao raha ho tianao hivaly malaky ny demandenao.Voatery nanome ny tenako satria matahotra sao dia classevan'ireo mpiasa ao ny dossier-ko

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire