Fahafahana fanadinana mpianatra

Accueil|Fahafahana fanadinana mpianatra
Education | Validation d’une unité | Ar
Date: 10 mars 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1340

Misy mpiaramianatra amiko,izay anisany malay mianatra mintsiny ary tamin'ity dia fanadinana mintsy no tsy nataony kanefa dia nisondrotra kilasy koa izy dia gaga izahay ka niresaka taminy dia hoy izy oe zandriny papany hono ilay proviseur io ka zay no nampifindra kilasy azy

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire