Entreprise publique | Recrutement | 7000000 Ar
Date: 2010 , Menabe – Morondava | Rapport #1350
Nanao fifaninana hiditra hanao fiofanana ho administration civile ny tenako.nanatrika fifanina ny tenako ary efa vita ny concours dia niamby ny valiny amin'izay;Nisy niantso anefa ny tenako afaka 2semaine tsy hivaliany ilay concours fa mitady vola 7000000Ar raha tianao ny ho afaka amin'ilay fifaninana.teo dia gaga ary mila miakatra any tananarivo hono.nandàizany anefa ny tenako sady zaho koa tsy mahafoy izany vola 7000000 ar izany
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire