Circulation

Accueil|Circulation
Police | Circulation | 5000 Ar
Date: 10 mars 2017 , Menabe – Mahabo | Rapport #1353

Chauffera no asako izay manao ligne Mahabo-Morondava,nosakanany police teoamin'ny antsaribao izahay ka tsy navelany nandeha raha tsy nanome sigara hoandreo.voatery nanome ihany izahay satria maika ka nanome vola 5000Ar

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire