Santé | Paiement pour un service gratuit | Ar
Date: 02 octobre 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1356
nitondra olona marary tao amin'ny CHRR Morondava ny tenako,Raha natao ny fividianana fanafody dia maro tokoa ny fanafody novidiana nefa dia tsy misy vidiana any amin'ny Pharmacie avokoa ireo fa dia tsy maintsy amin'ireo mpandidy sy izay tompon'andraikitra ao amin'ny bloc.Tsy maintsy mividy moa tena satria dia ireo ihany no tsy maintsy hanaoizany asa izany.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire