fangatahambola ihany angaha no atao hoe corruption?

Accueil|fangatahambola ihany angaha no atao hoe corruption?
Police | Circulation | Ar
Date: 01-07-2017 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1364

ireo sarety tariti-tanana sy taritinomby mameno tanàna sy mampitohana ny fifamoivoizana eto tsy raràna. est-ce que ce n'est pas une forme de corruption? sarety avela fa vazaha na sinoa na karana sakanana. misy ifandraisana ny corruption sy incompetance an? une personne competante fait bien son travail sans besoin de quoi que ce soit, vola atao tsolotra io. ny dondrona ihany no tsy maintsy atosika vola sy takonana vola. incompetance daholo no mahatonga ioe! fahatrana fahaizana miteraka fahatrana vola, normaly. maro koa anefa ireo hoe be diploma fa e e, mampanontany tena ihany hoe ahoana no …?

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire