Gendarmerie | Protection | 200000 Ar
Date: Octobre 2016 , Ihorombe – Ihosy | Rapport #1413
Notafihin'ny dahalo ny omby tao IHOSY, betsaka ny lasa. Tonga ny Zandary nanao fanadihadiana ny tompon'omby, ny olona ahiahiana manokana. Tsy hanara-dia izahay hoy ireo Zandary raha tsy manome vola isaky ny tompon'omby.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire