Etat Civil | Acte de décés | 1000 Ar
Date: janvier 2017 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1757
Nisy diso ny ora sy ny andro nahafatesan’ilay olona dia tsy maintsy naverina nadika. Lazainy tsy vita andron’iny kanefa nagatahany vola izahay dia vita teo noho eo ihany ilay izy.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire