Police | Déclaration de vol ou de perte | 10000 Ar
Date: Aout 2017 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1872
Nanao déclaration de perte aho, dia notakiana vola nefa tsy nisy reçu
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Tsy misy vola tokony aloha na ariary aza manao déclaration de perte any @ police na inona na inona very. Fa zareo tonga dia miavonavona be rehefa tsy mametraka kely.