Education | Autre | 15000 Ar
Date: 04-05-2016 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #798
Nanao équivalence diplôme teny amin’ny FOP dia après une semaine vao vita nefa nilaina maika dia notenenina ilay mpiasa hoe ilaina maika rahampitso dia namaly izy hoe tsy possible. Dia rehefa niresaka naharitra dia hoy izy hoe » mametraka ary » dia tsy maintsy nomena vola ambonin’izay tokony ho aloha amin’ny fanjakana.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire