achat d’un compteur

Accueil|achat d’un compteur
Eau et électricité | Autre | 160000 Ar
Date: 09-10-2015 , Atsinanana – Toamasina I | Rapport #946

efa iray taona izahay no nangataka compteur tao amin'ny Jirama nefa tsy nety nivaly ny fangatahanay. Tapa-kevitra anefa izahay fa handoa vola mba hahazoana ny compteur, ary azo izany rehefa nandoa vola

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire