Police | Circulation | 10000 Ar
Date: 13-08-2016 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #739
Raha sendra ny tsy nanao casque aho ka nandalo teo amin'ilay police dia nosakanany ka nasainy natosika ilay moto avy eo dia niteny tamiko izy fa raha manana 10000 Ar aho dia afaka mandeha. Voatery tsy maintsy nando an'ilay volaaho anefa fa tsy nanaiky mihitsy izy raha tsy naloako ilay vola.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire