Arrestation

Accueil|Arrestation
Gendarmerie | Autre | 1000000 Ar
Date: 12-08-2015 , Sofia – Analalava | Rapport #957

Nisy olona nitondra rongony avy any Analabe mandeha Ankozany ka tratrany mpitandro filaminana. Tsy maintsy nandoa vola ilay olona mba avelan’ireo manampahefana ireo ary ny rongony naverina tamin’ilay olona ihany.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire