Gendarmerie | Protection | 1000000 Ar
Date: Août 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #1216
Nisy olona nitondra rongony avy any Analaiva mandeha ka tratrany mpitandro filaminana. Tsy maintsy nandoa vola ilay olona mba avelan'ireo manampahefana ireo ary ny rongony naverina tamin'ilay olona ihany1
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire