Asa

Secteur privé | Autres | 25000 Ar
Date: 2012 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #291

Nandeha nanatrika formation aho, ny tena hatao amin'ilay asa manko dia  vete de produits.

Tamin'io andron'ny fiofanana io izahay dia noteren'ny lehibe handoa vola 25000Ar mba ahazoana poste.

Tsy nanaiky anefa aho handoa an'ilay vola dia naleoko niala.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias

Laissez un commentaire