Autre | Autre | Ar
Date: 01-05-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #722
Amin'ny fanomanana fanadinana ahazoana permis de conduire dia milaza mialoha ny tomponandraikitra aoamin'ny Auto-école fa raha manome vola mihoatra ankotran'ny droit sy ny saram-pianarana dia ho afaka avy amin'ny fanadinana. Marihina fa fomba ihany sisa io fanandinana io fa tsy maintsy afaka.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire