Baccalaureat

Accueil|Baccalaureat
Education | Autre | 300000 Ar
Date: 2013 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #636

Naka bacc aho tamin'ny 2012 ka tsy nahomby izany ka nisy olona niteny tamiko hoe mandao vola 300000ar dia afaka ianao. Dia nanamaly aho hoe aleoko mianatra mafy ihany mba hahafantarako ny fahaizako.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco

Laissez un commentaire