Education | Autre | 16000 Ar
Date: 05-07-2016 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #794
Nitsofoka saika hanao inscription sy hividy boky fianarana tamin’izay. Lava dia lava ilay filaharana dia hoy ilay tompon’andraikitra iray « hitako tena maika ndry fa omeo hisotrona café aho dia hoento ity taratsay ity, tonga ndry dia tafiditra tsy milahatra ».
Rehefa tao anatiny dia nisy problème niseho indray mba tsy hiverenako ny hariva dia niteny indray ilay responsable tao hoe « mametraha kely dia alaina any amin’ny dépot ny bokindry ».
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire