Transport | — Choisissez le sujet — | 10000 Ar
Date: 10-12-2014 , Analamanga – Antananarivo Avaradrano | Rapport #178
Ny bus eny aminay dia tsy mahaazo manao taingim-be; rehefa maraina anefa dia tsikaritriro mpitandro ny filaminana (gendarme), fa ty ampy ny isan'ny fiaram-pitateram-bahoaka ka voatery mitondra mitsangana. Eo rehefa tratra ilay fiara manao zany dia takian'i gendarme vola dia samy miala. Ny mpitondra koa kamo haka ny taratasy sy handoa ny sazy mifanaraka @zany dia manaiky tsy fidiny. tokony ho jerena akaiky ny fanatsarana io sehatra iray io fa mety hanimba ny fiasan'ny bus.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le gouvernement
Laissez un commentaire