Autre | Autre | 50000 Ar
Date: 09-2015 , Atsimo Andrefana – Toliara II | Rapport #592
Hamoha kaonty M-vola cash point nefa tsy manana NIF dia nifanaraka amin'ny olona manana an'io dia mandoa 50000ar amin'ny tompon'io karatra io ankoatra ny an'ny olona hamoha an'ireto karatra SIM io.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Les médias
Laissez un commentaire