casier judiciaire

Accueil|casier judiciaire
Services administratifs divers | Autre | 10000 Ar
Date: 12-05-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #356

Haka casier judiciaire ny tenako, somary maika ihany dia mba niangavy hoe mba amoahana an'ilay izy haingana araka izay azo atao. Nilaza ireo fa na dia izao de izao aza io ilainao dia vita fa manomeza vola anaovana azy haingana. Nandoha ilay vola aho ka tsy ampy adiny iray taorian'izay dia vita ilay izy.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire