Services administratifs divers | — Choisissez le sujet — | 5000 Ar
Date: 2015 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #611
Nisy madama anakiray izay fantatro tsara , makeny amin'ny tribonaly mba aka bulletin n°3 mba hamenoany ity dossier. Tsy navoakan-dry zareo mihitsy dia raha nampadoavin-dry zareo vola ilay madama izay vao nomena ilay bulletin n°3.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire