Fokontany | Actes administratifs | 1500 Ar
Date: Avril 2015 , Atsinanana – Toamasina I | Rapport #1144
Nisy concours nataoko izay nilaivako certificat de residence anefa tsy tao anatin'ny lisitry ny mponina monina ao mangarano II izaho. Nilaza ilay president fokontany tao fa raha manome vola azy aho dia homeny certificat de residence
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire