Fokontany | Actes administratifs | 10000 Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Atsimondrano | Rapport #1832
Naka fifindra-monina tao amin’ny fokontany aho.Nilaza ilay sefom-pokotany fa tara herinandro ka raha tokony ho arivo no vola hakana azy dia iray alina no notakiany.Nanome facture izy fa arivo ariary no nisoratra tao avy eo.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire