Police | Circulation | 10000 Ar
Date: 13-09-2016 , Menabe – Morondava | Rapport #892
Chauffera no asako,dia nitondra passage teny amin'ny Kaomina ny Bemanonga dia nosakanany Police dia nalainy ny Papier Ka voatery tsy maintsy nanome vola aho mba hialanay malaky satria tsy manaradalana tokoa ilay papier
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire