Circulation

Accueil|Circulation
Gendarmerie | Circulation | 30000 Ar
Date: 01 novembre 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1171

Mpamily no asako isan'andro.raha voasakana ny Gendary ny izahay ka voatazona teo satria efa lany daty ny assurance sy ny carnet d'entretien de vehicule nefa dia tsy hitako zany,tsy nanaiky anefa ry zareo fa tsy maintsy mametraka aloha dia  mandeha na miditra fourriere ny tomobily.Voatery nanome ny tenako.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire