Circulation

Accueil|Circulation
Gendarmerie | Circulation | 100000 Ar
Date: 01 janvier 2017 , Menabe – Morondava | Rapport #1179

Mpamily no asako ary mpitatitra mandeha any Tanà.Nitondra fia tokoa  niakatra ny tenako izay marihina fa tena tsy manara-dalana ilay fa saingy an'olona ihany ilay ka tsy dia nanahirana  ny nitondra azy.nampitondrainy ilay tompony fia vola ny tenako izay mitentina 100000 Ar fa homena ireo manakan-dalana ary nampanarahany taratasy soratra antanana sy misy anarana sy sonia ary misy fitomboka izany.Vao niala ny Morondava anefa izahay dia efa voasakana ka natoro ilay taratasy sy nomena vola ilay mpiambina amin'ny lalàna dia nalalaka ny lalàna avy eo.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire