Circulation sur la ville

Accueil|Circulation sur la ville
Police | Circulation | 5000 Ar
Date: 08-12-2015 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #657

Hita marina fa misy tsy manara-dalàna ireo mpitatrika posy eto toliara ary sakanan'ny polisy communale  dia trartra ary manao negociation le mpitarika posy dia manome 5000ar de votsorany ary raha tsy mandoa dia izay vao entiny mankany amin'ny commune atao fourierable posy. Izany hoe raha tsy mandoa vola be le olona dia disofa raha mandoa dia tsy diso.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias

Laissez un commentaire