Cité ankatso, kolikoly fahazoana cité

Accueil|Cité ankatso, kolikoly fahazoana cité
Education | Autre | Ar
Date: 13-06-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #860

Izao ety cité Ankatso dia misy olona tsy tokony ipetraka ety fa tsy mianatra intsony dia miray tsikombakomba amin'ilay president association dia tsy voarohaka mihintsy

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Un commentaire

  1. Etsikely 28 octobre 2016 at 21 h 03 min - Reply

    Ny hitako amin io tokony tsy misy association sy président association izany, tsy fandraisan andraikitra ny université izany. Ary ny cité universitaire tsy acquis ! Fa tokony izay tokony ananana droit amin izany ihany no tokony ahazo an izany ! Tokony anaovana famotorana jiaby zany ireo lehibe n’y association ???!

Laissez un commentaire