Secteur privé | Autre | Ar
Date: 10-09-2015 , Menabe – Mahabo | Rapport #773
Maro ny mpandraraha madinika mba te hanodina ny volany dia tsy afaka ny fanakarana ny hetra tsy tokony ho izy nefa ireo mpandraraha efa atao hoe : « Matanjaka » tsy hakana izany ka afaka manondrotra ny vidim-bokatra satria tsy miala « taxe » dia eo ny madinika tsy afaka manodina ny vola kely, ka miafara amin’ny fahalaniany eo ampela tanana, ka mahatonga faharefoana eo amin’ny vahoaka izany.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire