Entreprise publique | Recrutement | 600000 Ar
Date: 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #1245
Araka ny resaka nataon ity gendarme manana andraikitra ao amin brigade (C.B) ity dia niteny tamiko fa tafiditra ao anatiny liste d'attente hono aho ka raha tianao ny hovoakaiky dia manome vola kely ahy fa zaho no mikarakara azy satria misy mpianatra voaroaka hono any ka ho soloina
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire