Concours asam-panjakana

Accueil|Concours asam-panjakana
Entreprise publique | Recrutement | 100000000 Ar
Date: 20-08-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #818

Rehefa misy ireny fifaninana hiditra ho mpiasam-panjakana ireny dia maro no tsy tafiditra na dia hoe tokony afaka ara-dalàlana aza noho ny kolikoly. Nisy cas efa hitako tao amin’ny hidirana ho lasa mpitsara, mila mandoa vola be vao afaka niditra, nefa raha ny tokony ho izy dia izay mahay no  afaka. Tsy ny idirana ao @ fitsarana ihany no misy izany fa na ny @ fifaninana asa-panjakana hafa aza efa nahitako hafa koa

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire