Services administratifs divers | Autre | 1000000 Ar
Date: 17-02-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #312
Niatrika fifaninanana ara-panjakana hidirana ho polisim-pirenena ny tenako ary afaka soamantsara tamin'ny fanadinana an-tsoratra. Nohon'ny hiatrika ny fifaninanana am-bava sy ara-panatanjahantena anefa ny tenako dia hoy ilay tompon'andraikitra ao amin'ny "ressourse humaine" hoe mila mandoha vola aminy raha tiana ny ho afaka.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire