Services administratifs divers | Autre | 3000000 Ar
Date: 2015 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #632
Nisy olona izay nilaza rehefa mandoa voal 3000000ar ny tenenay dia ho afaka ho gendarme fa sous-forme fotsiny ny fanandinana . Kanefa tsy nanaiky aho satria na ny teti-andro hanaovanan ny fifaninana mbola tsy fantatra akory. Marihina etoana fa mbola tsy nanomboka akory ny fanadianana dia efa aloa io vola io.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Le gouvernement
Laissez un commentaire