Education | Accès à  l’université | 400.000 Ar 
Date: 2013 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #214 
Tamin'ny nivaly ny concours d'entrée an'ny communication teny Ankatso dia hoy ilay responsable an'ilay filière hoe :"mandoava 400.000 Ariary dia tafiditra ianao".
Niverina aho ny ampitso nitondra ilay vola fa mafy ny te ho tafiditra , nefa avy eo izaho tsy voaray akory.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
							- Le Bianco
- Les médias
 
															 
			
			
											 
									
Leave A Comment