Gendarmerie | Autre | 4000000 Ar
Date: 10-2014 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #622
nanao fifaninana ho mpianatra zandary aho, dia nisy tompon'andraikitra ambony ao amin'ny zabdary nampandoa vola mba hikarakarana ahy nefa tsy afaka akory aho. Marihina fatsy naveriny akory ilay vola nefa io vola io no faram-piainanayka mampalaelo ahy ny zavatratoy izoa.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le gouvernement
Laissez un commentaire