Concours ENAM

Accueil|Concours ENAM
Autre | Autre | Ar
Date: 1988 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #296

Nanao concours ENAM dia anankiroa izahay no nifankafantatra tao.

Nasaina nandoa omby roa izahay.

Ny omby iray saran-dalan'ilay olona ary ny iray hanaovana ny dossier sy hitsarana ny feuille de copie.

Izaho tsy nanana omby, fa ilay olona fantatro nanana, nanome ary afaka soa aman-tsara.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire