Entreprise publique | Recrutement | Ar
Date: 10 janvier 2014 , Menabe – Mahabo | Rapport #1363
Nanao fifaninana ny administration civile ny tenako,ka niteny tamiko ilay directeur hoe raha manana vola ianao dia ho karakaraiko ianao hatramin'nyfarany satria dia tsy ho afaka eo raha tsy misy olona hainao ao mba manaraka ny copie-nao.Tsy nanaiky izany moa ny tenako satria dia vola be no notadiaviny tamiko.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire