Concours Finances

Accueil|Concours Finances
Education | Accès à l’université | 24000000 Ar
Date: 31-07-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #820

Rehafa nanao ny concours finances izaho dia ny zavatra henoko ary malaza be ilay izy fa 120.000.000 de francs dia afaka.Marihina fa tamin’ny andro voalohany ny examen, ary après midi no niely io feo io. Ny tena moa tsy manana an’izany vola be izany dia tsy afaka nandoa ilay vola satria mba te ho tafiditra ho mpiasam-panjakana e!

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire