Concours force

Accueil|Concours force
Autre | Autre | Ar
Date: 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #568

Maro ny fifaninana efa natrehiko, nefa tsy mahafa-po ny vokany. Satria ny zavatra hita sy miseho matetika dia izay manam-pahaizana tsy afaka fa izay manambola sy ny mahafanatatra olona ambonibony ao ihany no afaka . Ka izay zavatra tena mampalahelo satria betsaka ny manana diplaoma fa chomera.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire