Gendarmerie | Autre | 2000000 Ar
Date: 2012 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #204
Hanao concours gendarme dia nilaza ilay olona fa tsy afaka raha tsy mandoa vola 2.000.000ariary, amin'izay hono tena afaka, fa ny concours gendarme hono tsy afaka raha tsy mandoa vola.
Izaho tsy nanam-bola dia tsy nandoa vola, tsy afaka.
Dia toy izany foana ve ny eto amintsika?
Ho aiza izany ny taranaka , tsy ho tafita mihitsy ny mahantra sy ny tena mahay fa simban'ny vola isiska malagasy.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire