Entreprise publique | Recrutement | Ar
Date: 2017 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #1101
Zanak'anadahiko nanao fanadinana gendarme, ka misy lehibe iray nilaza tamiko fa raha te ho tafiditra dia omeo vola aho fa aho mahita olona afaka hikarakara saingy tsy nanome aho sady soa aman-tsara ihany ny zanak'anadahiko.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire