Justice | Autres | 10000000 Ar
Date: 2012 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #277
Rehefa nijery affichage tao amin'ny tribunal izaho dia nisy rangahy iray niteny,izay marihina fa penitentiaire efa nisotro ronono, nilaza fa raha mandoa 10Tap. izaho dia amboariny daholo ny dossier-ako dia izy mihitsy no hikarakara azy.
Mbola nampiany hoe sous forme fotsiny ny concours ataonao fa tonga dia afaka ianao.
Tsy nanaiky anefa izaho.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire