Education | Accès à l’université | 2400000 Ar
Date: 10-03-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #894
Nanatrika fifaninana fidirana amian sehatra asa amin'ny Impot ny tenako dia niakatra tany tananarivo nanao fifaninana ka raha vao vita anefa izany dia nisy olona namonjy ahy ka nitaky vola amiko oe raha tianao ny ho afaka dia manomje ahy amin bureau any dia mitondra vola.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire