Concours impôt

Accueil|Concours impôt
Entreprise publique | Recrutement | 2400000 Ar
Date: 10 mars 2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1247

Nanatrika fifaninana fidirana amian sehatra asa amin'ny Impot ny tenako dia niakatra tany tananarivo nanao fifaninana ka raha vao vita anefa izany dia nisy olona namonjy ahy ka nitaky vola amiko oe raha tianao ny ho afaka dia manomje ahy amin bureau any dia mitondra vola.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire