Concours SEMIPI

Accueil|Concours SEMIPI
Education | Autre | 6000000 Ar
Date: 2013 , Menabe – Morondava | Rapport #512

Nifaninana ny hiditra tao amin'ny SEMIPI aho na ny Sekoly Miaramilam-Pirenena tamin'ny taona 2013 efa nianatra tao amin'ny lycée aho tamin'izanyary taona faharoa teny. Rehefa nandeha anefa ny fifaninananadia tsapako fa misy ny kolikoly ary fanatatro satria efa re sy niparitaka tamin'izay fa izay manana vola enina tapitrisa ihany no afaka amin'io fanadianana io , nony nivalyary ilay fanadinana dia tsy menatra akory ilay namanay ny niteny hoe nanome io vola io izy ka izay no nahafahany.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire