Education | Accès à l’école | 6000000 Ar
Date: 16-09-2013 , Menabe – Morondava | Rapport #774
Nifaninana ny hiditra tao amin’ny SEMIPI aho na ny sekoly miaramilam-pirenena tamin’ny taona 2013 efa mianatra tao amin’ny lycée aho tamin’izay ary taona faharoa teny. Rehefa nandeha anefa ny fifaninanana dia tsapako fa misy ny kolikoly ary taona fa misy ny kolikoly ary fantatro satria efa re sy niparitaka tamin’izay fa izay manana vola enina tapitrisa ihany no afaka amin’nyio fanadinana io, nony mivaly ary ilay fanadinana dia tsy menatra akory ilay namanay ny niteny hoe nanome io vola io izy ka izay nonahafahany.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire